forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
546 B
Markdown
12 lines
546 B
Markdown
|
# ho an'ireo foko sivy sy ny antsasaky ny foko
|
||
|
|
||
|
Io dia midika hoe ny sisan'ireo fokon'Israely izay mipetraka any andrefan'ny Reniranon'i Jordana ao amin'ny tany Kanana. Ireo fokon'i Robena sy Gada ary ny antsasa-pokon'i Manase dia efa nandray ny tanin'izy ireo tany atsinanan'ny Reniranon'i Jordana.
|
||
|
|
||
|
# araka ny fanendrem-pananana ho an'ny fokon-drazan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"araka ny fomba nanendren'i Yaveh ny fananana ho an'ny fokon'ireo razamben'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Ireo foko roa sy ny antsasa-poko
|
||
|
|
||
|
"Ireo fokon'i Robena sy Gada, ary ny antsasa-pokon'i Manase"
|