plt_tn/num/31/01.md

8 lines
445 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mamalia faty ireo Midianita nohon'ny nataon'izy ireo tamin'ireo Israelita
Manasazy ireo Midianita tamin'ny nandresen-dahatra ireo Israelita mba hanompo sampy i Yaveh.
# ho faty ianao ary hangonina any amin'ny olonao
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Io dia fomba mihaja mba hanindriana fa efa tonga ny fotoana hahafatesan'i Mosesy ka andeha any amin'ny toerana izay misy ireo razambeny ny fanahiny.