forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
873 B
Markdown
20 lines
873 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy maminany eo ambany fifehezan'ny Fanahin'Andriamanitra i Balama.
|
||
|
|
||
|
# Tahaka ny lohasaha no fielezan'ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe maro be izy ireo ka mandrakotra ny lohasaha manontolo.
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny saha eny amoron'ny renirano
|
||
|
|
||
|
Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe saha voatondraka tsara izay mamokatra vokatra betsaka izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# vahona izay nambolen'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny vahona dia zava-maniry tsara fofona izay maniry tsara na dia amin'ny tany maina aza. Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe miroborobo ka ho lasa mahafinaritra tahaka ny vahona izy ireo. DH: "vahona izay i Yaveh no namboly azy"
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny sedera amoron-drano
|
||
|
|
||
|
Ny hazo sedera dia hazo lava indrindra any Israely. Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe maniry lava tahaka ny hazo sedera voatondraka tsara izy ireo.
|