plt_tn/num/14/26.md

8 lines
464 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandra-pahoviana no handeferako ity fiangonana ratsy izay manakihana Ahy ity?
Mametraka io fanontaniana io i Yaveh satria tsy nahavita niharitra ny vahoaka Izy. Afaka ambara amin'ny fehezanteny izany. DH: "Efa nandefitra ity fiangonana ratsy izay nanakiana Ahy efa ela izay ity Aho."
# Efa reko ny fitarainan'ny vahoakan'ny Israely ny Amiko
Ny teny hoe ''fitarainana" dia anarana, afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "Efa reko nitaraina ny vahoakan'Israely"