forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
808 B
Markdown
12 lines
808 B
Markdown
|
# Nahoana no nitondra anay tamin'ity tany ity mba ho fatin-tsabatra Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io ny vahoaka mba hitarainana sy hiampangana an'i Yaveh ho nampijaly azy ireo. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony nitondra anay tamin'ity tany ity fotsiny ihany mba hahafaty anay amin-tsabatra i Yaveh."
|
||
|
|
||
|
# ho fatin-tsabatra
|
||
|
|
||
|
Eto ny "sabatra" dia manambara na ny matin'ny sabatra na ny maty anatin'ny ady. DH: "mba ho faty rehefa misy olona manafika anay amin-tsabatra" na "mba ho faty an'ady"
|
||
|
|
||
|
# Tsy tsara ho anay ve ny miverina any Egypta?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io ny vahoaka mba handrisihana ny olona hanaiky azy ireo fa tsara kokoa ny miverina any Egypta. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Ho tsara kokoa ho antsika ny miverina any Egypta noho ny manandrana ny haka an'i Kanana."
|