forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
946 B
Markdown
32 lines
946 B
Markdown
|
# tamin'ny fotoana izay nanendrena ahy
|
||
|
|
||
|
Eto ny "Ahy" dia manondro an'i Nehemia.
|
||
|
|
||
|
# nanomboka tamin'ny taona faharoapolo ka hatramin'ny taona faharoa amby telopolo
|
||
|
|
||
|
taona faharoa - "nanomboka tamin'ny taona faha-20 hatramin'ny 32 taona
|
||
|
|
||
|
# Artaksersesy mpanjaka
|
||
|
|
||
|
"naha mpanjaka an'i Artaksersesy"
|
||
|
|
||
|
# roa ambin'ny folo taona izay
|
||
|
|
||
|
"12 taona" na "nandritra ny 12 taona." Naverin'i Nehemia dia namerina ny isan'ny taona mba hanamafisana fa nanao izany foana izy nandritra ny fotoana naha governora.
|
||
|
|
||
|
# sakafo nomena ho an'ny governora
|
||
|
|
||
|
DH: "nihinana ny sakafo izay nomen'ny olona ho an'ny governora"
|
||
|
|
||
|
# ireo governora fahiny
|
||
|
|
||
|
"ireo governora teo aloha." Tsy i Nehemia no governora voalohan'i Joda.
|
||
|
|
||
|
# sekely volafotsy efapolo
|
||
|
|
||
|
"40 sekely"
|
||
|
|
||
|
# Fa tsy nanao izany aho nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
"Fa nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra dia tsy naka ilay sakafo aho" na "Fa tsy naka tamin'ilay sakafo aho satria natahotra an'Andriamanitra"
|