forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
925 B
Markdown
20 lines
925 B
Markdown
|
# izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty
|
||
|
|
||
|
Ity fehezanteny ity dia manazava hoe iza ireo Sadoseo.
|
||
|
|
||
|
# nanoratra izao ho anay Mosesy hoe: 'Raha maty ny rahalahin'ny lehilahy iray
|
||
|
|
||
|
Ireo Sadoseo milaza izay nosoratan'i Mosesy ao amin'ny lalàna. DH: "Mosesy nanoratra ho anay fa raha maty ny rahalahin'ny lehilahy iray"
|
||
|
|
||
|
# nanoratra ho anay
|
||
|
|
||
|
" nanoratra ho anay Jiosy." Ireo Sadoseo dia vondrona Jiosy. Eto izy ireo dia mampiasa ny teny hoe: "izahay" mba hanehoana ny tenan'izy ireo sy ny Jiosy rehetra.
|
||
|
|
||
|
# dia tokony manambady ilay vadin-dralahiny ilay lehilahy
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa tokony manambady ilay vadin-dralahiny ilay lehilahy, fa tsy maka azy sy miara-mandry aminy mba hanan-janaka aminy fotsiny ihany.
|
||
|
|
||
|
# ka hanana taranaka ho an'ny rahalahiny
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa ireo zanaka dia ho atao tahaka ny hoe taranak'ilay rahalahy maty. DH: "manan-janaka ho an'ny rahalahiny izay ho raisina ho toy ny taranany"
|