forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
867 B
Markdown
20 lines
867 B
Markdown
|
# Fa iza aminareo ... ka hiteny aminy ... mipetraha mba hihinana'?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mametra-panontaniana ireo mpianany mba hanampiana azy ireo hieritreritra momban'ny andraikitry ny mpanompo. DH: ''Fa ianareo rehetra ... tsy hiteny aminy ... mipetraha mba hihinana''
|
||
|
|
||
|
# mpanompo miasa tany na miandry ondry
|
||
|
|
||
|
''mpanompo izay miasa ny taninao na mikarakara ny ondrinao''
|
||
|
|
||
|
# Fa tsy hiteny aminy ve izy hoe ... mihinana sy misotro?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampiasa fanontaniana fanindroa hanazavana ny fomba hitondran'ireo mpianatra ny mpanompo raha ny marina. DH: ''Azo antoka fa hiteny azy izy hoe ... mihinana sy misotro?
|
||
|
|
||
|
# asio fehikibo manodidina ny ankanjonao dia manompoa ahy
|
||
|
|
||
|
"miankanjoa tsara ary karakarao aho.'' Ny olona dia mamatotra tsara ny ankanjon'izy ireo manodidina ny valahany mba tsy hamingana azy ireo ny ankanjony rehefa miasa.
|
||
|
|
||
|
# Dia avy eo
|
||
|
|
||
|
''Avy eo ianao manompo ahy''
|