forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
645 B
Markdown
20 lines
645 B
Markdown
|
# mpitrosan'ny tompony
|
||
|
|
||
|
"ny olona izay nitrosa tamin'ny tompony" na "ny olona izay nitrosa zavatra tamin'ny tompony." Amin'ity tantara ity ireo mpitrosa dia nitrosa menaka oliva sy vary.
|
||
|
|
||
|
# Niteny izy hoe ... Niteny taminy izy hoe
|
||
|
|
||
|
"Hoy ilay mpitrosa hoe ... Niteny tamin'ilay mpitrosa ilay mpitan-draharaha hoe
|
||
|
|
||
|
# zato ... dimampolo ... valopolo
|
||
|
|
||
|
"100 ... 50 ... 80"
|
||
|
|
||
|
# ilay mpitantana niteny tamin'ny anankiray hoe ... Niteny izy hoe ... Niteny taminy izy hoe
|
||
|
|
||
|
"ilay mpitantana niteny tamin'ny mpitrosa hafa hoe ... Niteny ilay mpitrosa hoe ... Niteny tamin'ilay mpitrosa ilay mpitantana hoe"
|
||
|
|
||
|
# soraty hoe valopolo
|
||
|
|
||
|
"vary valopolo famarana."
|