forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
744 B
Markdown
24 lines
744 B
Markdown
|
# rehefa nahita an'i Jesosy izy
|
||
|
|
||
|
"rehefa nahita an'i Jesosy ilay lehilahy nisy demonia"
|
||
|
|
||
|
# niankohoka teo anoloany
|
||
|
|
||
|
"niankohoka tamin'ny tany manoloana an'i Jesosy." Tsy nianjera tsy nahy izy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no iraisanao amiko
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "Nahoana ianao no manelingelina ahy?
|
||
|
|
||
|
# Zanak'Andriamanitra Avo indrindra
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# Fa efa nandritry ny fotoana maro no nangeja azy izany
|
||
|
|
||
|
"efa nanadritry ny fotoana maro no nanjaka ilay lehilahy izany." Ity dia milaza izay efa vitan'ilay demonia nandritry ny fotoana maro talohan'ny nihaonan'ilay lehilahy tamin'i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# na dia nofatorana ... nambenana aza izy
|
||
|
|
||
|
DH: "na dia nofatoran'ny olona tamin'ny rojo sy gadra vy ary nambenana aza izy"
|