forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
813 B
Markdown
16 lines
813 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Lioka dia manao lisitra ireo razamben'i Jesosy amin'ny alalan'ny laharan'ilay heverina ho rainy, dia Josefa.
|
||
|
|
||
|
# Rehefa
|
||
|
|
||
|
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiovana avy amin'ny tantara mankany amin'ny fampahafantarana fototra momban'ny taona sy razamben'i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# Izy no zanaka lahin'i (araka ny fiheverana) i Josefa
|
||
|
|
||
|
"Ny olona dia nihevitra fa zanak'i Josefa Izy"
|
||
|
|
||
|
# Zanak'i Hely, zanak'i Matata, zanak'i Levy
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba fandaharan'ny olona ireo razambe amin'ny fiteninao. Tokony hampiasa teny mitovy foana ianao amin'ny lisitra iray manontolo. Ireo azo atao: 1) "Izay zanak'i Hely, izay zanak'i Matata, izay zanak'i Levy" na 2) "Josefa dia zanak'i Hely, Hely dia zanak'i Matata, izay zanak'i Levy" na 3) "Matata no rain'i Hely, Levy no rain'i Matata"
|