plt_tn/lev/23/17.md

16 lines
683 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# natao tamin'ny roa ampahafolon'ny efaha avy any an-tranonareo ianareo. Aoka ho vita tamin'ny koba manify sy mofo misy lalivay ireo
DH: "izay namboarinao tamin'ny koba roa ampahafolon'ny efaha ary asiana lalivay rehefa mahandro izany"
# roa ampahafolon'ny efaha
Io dia eo ho eo amin'ny 4,5 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany"
# mamoaka hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh
Ny fahafahampon'ny Tompo amin'ilay hanitra dia mampiseho ny fahafahampony amin'ilay olona izay mandoro ilay fanatitra. DH: "ary ho faly aminareo i Yaveh" na "izay mahafaly an'i Yaveh"