forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
918 B
Markdown
20 lines
918 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Joda dia namarana tamin'ny fitahiana.
|
||
|
|
||
|
# Hahatonga anao hijoro eo anatrehan'ny voninahiny
|
||
|
|
||
|
Ny voninahiny dia hazavana mamirapiratra izay maneho ny halehibeny. DH: "ary mamela anao hankafy sy hidera ny voninahiny."
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy tsiny
|
||
|
|
||
|
Eto ny fahotana dia resahana toy ny hoe maloto eo amin'ny vatana na vovoka amin'ny vatana. DH: "Izay hisy anao tsisy ota."
|
||
|
|
||
|
# Ho an'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika
|
||
|
|
||
|
"Ho an'Andriamanitra tokana, izay namonjy antsika noho ny nataon'i Jesosy Kristy." Izany dia manamafy fa Andriamanitra Ray ary koa ny Zanaka dia Mpamonjy.
|
||
|
|
||
|
# Ny voninahitra, ny fahalehibiazana, ny fahefana, ny hery, talohan'ny fotoana rehetra, ankehitriny, ary mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra dia nanana hatrany, manana izany ankehitriny, ary hanana hatrany ny voninahitra, fitarihana tanteraka, ary fifehezana tanteraka ny zava-drehetra.
|