forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
435 B
Markdown
8 lines
435 B
Markdown
|
# nohanin'ny koraika
|
||
|
|
||
|
Vondrom-ben'ny bibikely tahaka ny valalavao miara-manidina ary mihinana ireo vokatrin'ny sakafo'ny tany.
|
||
|
|
||
|
# nohanin'ny koraika ... ny andiam-balala ... valalavao ... sompanga.
|
||
|
|
||
|
Ny tsirairay amin'ireo, dia valala lehibe afaka manidina, valala lehibe mora manidina, valala kely misy helany manidina ihany koa, ary zanaka valala izay tsy mbola nitombo helatra. Ampiasaina ireo anarana izay ahatakarana ny fiteninao.
|