plt_tn/job/41/04.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany mafy an'i Joba amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh.
# Hanao fifanekena aminao ve izy, fa tokony ho alainao ho mpanompo mandrakizay izy?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hanao fifanekena aminao, mba hakanao azy ho mpanompo mandrakizay izy"
# Hilalao hiaraka aminy toy ny hiarahanao amin'ny vorona ve ianao?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka hilalao miaraka aminy tahaka ny hiarahanao milalao ami'ny vorona ianao."
# Hamatotra azy ho an'ny mpanomponao vavy ve ianao?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka hamatotra azy ho an'ny mpanompo vavinao ianao."
# Hiady varotra ho azy ve ireo vondron'ny mpanarato?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hiady varotra ny aminy ireo vondron'ny mpanarato."
# Hifampizaran'izy ireo ve izy mba hamidy amin'ireo mpivarotra?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hifampizara azy mba hamidy amin'ireo mpivarotra izy ireo."
# Hifampizaran'izy ireo
"hifampizaran'ireo vondron'ny mpanarato ve izy"