forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
817 B
Markdown
20 lines
817 B
Markdown
|
# Manokatra ny sofin'izy ireo ho amin'ny fampianarany ihany koa Izy
|
||
|
|
||
|
Eliho dia miresaka ny fampihainoana ny olona toyny hoe manokatra ny sofin'izy ireo. DH: "Ataony mihano ihany koa izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ny fampianarany
|
||
|
|
||
|
DH: "amin'izay ampianariany azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# mba hiala amin'ny heloka
|
||
|
|
||
|
Eliho dia miresaka ny fanatsaharana asa iray toy ny hoe fialana amin'izany. DH: "Mba hitsahatra amin'ny fanaovana heloka"
|
||
|
|
||
|
# dia handany ny andron'izy ireo amin'ny fanambinana, sy ny taonan'izy ireo amin'ny fifaliana
|
||
|
|
||
|
Ny teny "andro" dy ny "taona" dia samy manondro ny fotoana iainan'ny olona. DH: "Handany ny fiainan'izy ireo ao anaty fanambinana sy fifaliana izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ho vonoina amin-tsabatra
|
||
|
|
||
|
Eliho di miresaka ny fahafatesan'ny olona an-kerisetra toy ny hoe novonoina tamin'ny sabtra izy ireo. DH: "ho faty an-kerisetra izy ireo"
|