forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
784 B
Markdown
12 lines
784 B
Markdown
|
# Tsy manala ny masony amin'ireo olona marina Izy
|
||
|
|
||
|
Eliho dia miresaka ny fiarovan'Andriamanitra ny olo-marina toy ny hoe Andriamanitra dia mijery azy ireo amin'ny masony, ary ny fanatsaharan'Andriamanitra ny fiarovana azy ireo toy ny hoe manaisotra ny masony eo amin'izy ireo. DH: "Tsy mitsahatra miaro ny olo-marina Izy"
|
||
|
|
||
|
# mametraka azy ireo mandrakizay eo amin'ireo seza fiandrianana toy ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Eliho dia miresaka ny fanomezan'Andriamanitra voninahitra ny olo-marina toy ny hoe mametraka azy ireo eo amin'ny seza fiandrianana toy ny ataon'ny mapanjaka
|
||
|
|
||
|
# misandratra izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eliho dia miresaka ny fanomezan'Andriamanitra voninahitra ny olo-marina toy ny hoe manandratra azy ireo ho amin'ny toerana ambony. DH: "manadratra azy ireo Izy" na "manome voninahitra azy ireo Izy"
|