forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1021 B
Markdown
24 lines
1021 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ianao no miady aminy?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisany fa tsy tokony miady amin'Andriamanitra i Joba. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy tokony miady amin'Andriamanitra ianao" na "tsy tokony miezaka mandresy lahatra an'Andriamanitra ianao"
|
||
|
|
||
|
# Tsy manisa na inona na inona amin'izay ataony Izy
|
||
|
|
||
|
"Tsy voatery hanazava amintsika izay ataony rehetra Izy"
|
||
|
|
||
|
# miteny indray mandeha Andriamanitra—eny, indroa
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny. DH: "Miteny amin'ny fomba samihafa hatrany hatrany Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Ao anaty nofy ...ao anaty fahitana amin'ny alina
|
||
|
|
||
|
Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany.
|
||
|
|
||
|
# rehefa tonga amin'ny olona ny torimaso lalina, rehefa ao anaty faharendrehana eo am-pandriana
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny olona ao anaty torimaso lalina toy ny hoe latsaka amin'izy ireo ny torimaso na resin'ny torimaso izy ireo. DH: "Rehefa renoky ny torimasao tanteraka eo am-pandriany ny olona"
|