forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
437 B
Markdown
20 lines
437 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho.
|
||
|
|
||
|
# teo an-tsofiko
|
||
|
|
||
|
"amin'ny izay handrenesako anao"
|
||
|
|
||
|
# reko ny feon'ny teninao nanao hoe
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny firesahan'i Joba toy ny hoe firesahan'ny "teniny". DH: "Nahare anao niteny aho hoe"
|
||
|
|
||
|
# Madio
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay heverin'Andriamanitra ho azo ekena ara-panahy dia resahina toy ny hoe olona madio ara-batana.
|
||
|
|
||
|
# tsy misy ota ato amiko
|
||
|
|
||
|
"tsy nanota aho"
|