forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
992 B
Markdown
20 lines
992 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho.
|
||
|
|
||
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io teny io Eliho eto mba hisarihany ny fihainoan'i Joba izay holazainy manaraka. DH: "henoy"
|
||
|
|
||
|
# tahaka anao ihany aho eo imason'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny "imaso" eto dia mampiseho fitsarana na tomban'ezaka. DH: "Tahaka anao eo amin'ny fitsaran'A ndriamanitra ihany aho" na "Mitsara anao tahaka ny fitsarany ahy Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# namboarina avy tamin'ny tanimanga ihany koa aho
|
||
|
|
||
|
Na dia tsy vita tamin'ny tanimanga aza ny olona, Andriamanitra dia nanao ny olona rehetra tahaka ny niangalian'ny mpanefy tanimanga ny zavatra vita tamin'ny tanimanga. DH: "Andriamanitra dia nanao antsika roa tahaka ny namolavolan'ny mpanefy tanimanga zavatra vita amin'ny tanimanga"
|
||
|
|
||
|
# na havesatra anao ny tsindriko
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa tsy hisakana na hanavesatra an'i Joba izy. Miresaka ny vesatra ara-tsaina toy ny hoe vesatra ara-batana izy. DH: "na hampavesatra anao aho" na "tsy hanindry anao amin'izay lazaiko aho"
|