forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
850 B
Markdown
20 lines
850 B
Markdown
|
# marina teo imasony ihany izy
|
||
|
|
||
|
Ny maso dia mampiseho fahitana, ary ny fahitana dia mapiseho eritreritra na fitsarana. DH: "nihevitra ny tenany ho marina izy"
|
||
|
|
||
|
# Ary dia nirehitra ny fahatezeran'i Eliho zanaka lahin'i Barakela ilay Bozita, avy amin'ny fokon'ny Rama; nirehitra tamin'i Joba izany
|
||
|
|
||
|
Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny fandrehetan'ny olona afo. DH: "Ary Eliho zanaka lahin'i Barakela ilay Bozita, avy amin'ny fianakavian'i Rama dia tezitra tamin'i Joba"
|
||
|
|
||
|
# Eliho ... Barakela ...Rama
|
||
|
|
||
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
||
|
|
||
|
# Bozita
|
||
|
|
||
|
Io dia anarana vondron'olona.
|
||
|
|
||
|
# nanamarina ny tenany izy raha tokony ho Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa nihevita ny tenany ho tsy mana-tsiny izy ary nino fa diso tamin'ny nanasaziana azy Andriamanitra. DH: "nanamarina ny tenany izy ary nihevitra izy fa diso ny amin' ny nanasaziana azy Andriamanitra"
|