plt_tn/job/30/22.md

12 lines
448 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manandratra ahy eo amin'ny rivotra ...mampivezivezy ahy anaty tafio-drivotra Ianao
Io fomba fanehoan-kevitra io dia mampiseho ny fijaliana faratampony izay nampizakain'Andriamanitra an'i Joba.
# ny trano izay voalahatra ho an'ny zava-manan'aina rehetra
Ny "trano" dia mampiseho toerana izay alehan'ny olona maty.
# ny zava-manan'aina rehetra
Izany dia ny zavatra velona rehetra amin'izao fotoana izao, kanefa mbola fo faty indray andro any.