plt_tn/job/30/16.md

8 lines
181 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mivoaka avy ao anatiko ny aiko
Mahatsapa i Joba fa ho faty izy.
# tsy mitsahatra ireo fanaintainana izay mihatra amiko
Miresaka ny fanaintainany ho toy ny mbola velona i Joba.