forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
625 B
Markdown
12 lines
625 B
Markdown
|
# Mihovitrovitra ny andrin'ny lanitra ary taitra tamin'ny fitenenany mafy
|
||
|
|
||
|
Ny olona dia nihevitra ny lanitra na ny habakabaka ho miankina amin'ny andry. Joba dia miresaka ny andry ho toy ny olona izay mihovitrovitra rehefa tezitra Andriamanitra. DH: "Ny andry izany manohana no lanitra dia mihovitrovitry ny tahotra rehefa miteny mafy azy ireo Andriamanitra" na "Ny andry izay manohana ny habakabaka dia mihovitrovitra tahaka ny olona izay matahotra rehefa miteny mafy azy ireo Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# nampianjerany an-dRahaba
|
||
|
|
||
|
namotihany an-dRahaba
|
||
|
|
||
|
# Rahaba
|
||
|
|
||
|
Io dia anarana biby mampitahotra izay mipetraka any anaty ranomasina.
|