forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
836 B
Markdown
12 lines
836 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
|
||
|
|
||
|
Manohy ny fitenenany i Joba.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ny fotoana fitsaràna ireo ratsy fanahy no tsy nataon'ilay Tsitoha?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny fanahiany fa tsy hitsara ireo ratsy fanahy Andriamanitra. DH: "Tsy azoko ny tsy hametrahan'Andriamanitra fotoana hitsarany ireo olona ratsy fanahy." na "Tokony mametraka fotoana hitsarany ireo olona ratsy fanahy ny Tsitoha."
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ireo izay mahatoky an'Andriamanitra no tsy mahita ny fahatongavan'ny andron'ny fitsaràny?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny fanahiany fa tsy mahita ny fitsaran'Andriamanitra ireo olo-marina. DH: "toa tsy hahita Azy mitsara ireo ratsy fanahy mihitsy ireo izay mankatò Azy." na "Tokony hampahafantarin'Andriamanitra ireo izay mahalala Azy ny andro hitsarany ireo izay ratsy fanahy.
|