plt_tn/job/22/26.md

16 lines
554 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.
# hanandratra ny tavanao amin'Andriamanitra ianao
Io dia midika fa tsy ho menatra intsony i Joba ary hatoky an'Andriamanitra. DH: "hahavita hanakaiky azy amim-pahatokisana ianao"
# ho hamafisina ho anao izany
DH: "Ataon'Andriamanitra maomby ianao"
# hamiratra amin'ny lalanao ny fahazavana
Ny fitahian'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe fahazavana eny amin'ny lalan'i Joba rehetra. DH: "ho toy ny hoe misy hazavana mamiratra eny amin'ny lalana eo alohanao" (UDB)