plt_tn/job/21/34.md

8 lines
401 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Mamarana ny teniny amin'ireo namany i Joba.
# Nahoana ary ianareo no mampionona ahy amin'ny zavatra tsy misy dikany, satria ao amin'ireo valinteninareo dia tsy misy afa-tsy lainga fotsiny?
Mampiasa fanontaniana i Joba mba hanesoany ireo namany. DH: "Tsy afaka ny hampahery ahy amin'ny tsy zavatra misy dikany ianareo. Tsy misy marina avokoa ny valinteninareo."