plt_tn/job/21/27.md

12 lines
486 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.
# Indro
Mampiasa io teny io i Joba mba hisarihana ny saina amin'ny fanambarana manaraka.
# Aiza izao ny tranon'ny andrian-dahy? Aiza ny lay izay nonenan'ny ratsy fanahy taloha?
Mino i Joba fa hanontany ireo fanontaniana ireo ny namany mba handatsana azy. Milaza zavatra mitovy ireo fanontaniana ireo. DH: "indro, ny tranon'ny mpanapaka ratsy dia lasa. Ny lain'ny olona ratsy fanahy dia nanjavona."