plt_tn/job/19/13.md

20 lines
724 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.
# Nanaisotra ireo rahalahiko lavitra ahy Izy
Ny "lavitra" olona dia mampiseho ny tsy fahavononana hifandray aminy na hanampy azy. DH: "Nataon'Andriamanitra nipetraka lavitra ahy ireo rahalahiko" na "nataon'Andriamanitra nandà tsy hanampy ahy ny rahalahiko"
# nihafahafa tamiko tanteraka ireo olom-pantatro
DH: "nampihafahafa ny tenan'izy ireo tamiko ny olom-pantatro" na "heverin'ireo namako ho vahiny aho"
# Nahafoy ahy ireo havako
"Nanda ahy tsy namela fanampiana ny havako"
# efa nanadino ahy
Io dia midika fa mandà ny hitondra azy toy ny fifandraisan'izy ireo tany aloha izy ireo. DH: "efa nadao ahy" na "nandà ahy"