forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
862 B
Markdown
16 lines
862 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.
|
||
|
|
||
|
# Raha hanandratra ny tenanareo ho amboniko tokoa ianareo
|
||
|
|
||
|
"Raha mihevitra ianareo fa tsara kokoa noho izaho" na "satria ianareo manao fihetsika fa tsara kokoa noho izaho"
|
||
|
|
||
|
# ary hampiasa ny fahafam-barakako hanohitra ahy
|
||
|
|
||
|
Ny fanaovan'izy ireo izany dia azo lazaina mazava. DH: "ary mihevitra fa ny fahafaham-barakako no porofo manohitra ahy" na "ary mampiasa ny fahafaham-brakako ho porofo fa fa meloka aho"
|
||
|
|
||
|
# nahatratra ahy tamin'ny haratony
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Joba toy ny hoe Andriamanitra no mpihaza nahazo azy tamin'ny haratony. Io fanoharana io dia mampiseho ny fifehezan'Andriamanitra an'i Joba sy ny fahatsapany ny tsy fahafaha-manoatra. DH: "efa nahavoafandrika ahy" na "efa nadray ny fifehezana ahy" na " "efa nifehy izay mihatra amiko, koa dia tsy afa-manoatra aho
|