forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# afaka mandahatra sy manambatra teny aho
|
||
|
|
||
|
Ny fieritreretan'i Joba ny teny tsy misy fotony dia resahina toy ny hoe ny teniny dia zavatra kisendrasendra izay nangoniny sy natambany. DH: "Afaka misaina ny zavatra holazaina aho"
|
||
|
|
||
|
# hanifikifika ny lohako
|
||
|
|
||
|
Io dia fihetsika maneho fandavana.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny eso
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "eso" dia azo aseho amin'ny matoanteny. DH: "maba hanesoana anao"
|
||
|
|
||
|
# Eh, te-hankahery anareo amin'ny vavako aho! Endrey ny ho fanamaivanan'ny fampiononan'ny molotro ny alahelonareo
|
||
|
|
||
|
Eto, i Joba dia miresaka an'eso sy ary zavatra mifanohitra amin'izay lazainy no tiany holazaina. DH: "tsy ho fankaherezana ho anao mihitsy ny teniko" Tsy hanamaivana ny alahelonao mihitsy ireo" na "amin'ny fitenenana anareo araka ny nitenenanareo tamiko teo aloha, dia tsy hankahery anareo na hanamaivana ny alahelonareo aho!"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny vavako
|
||
|
|
||
|
Ny "vavan'i Joba" dia mampiseho izay lazainy. DH: "amin'izay lazaiko"
|
||
|
|
||
|
# fampiononan'ny molotro
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny teny fampiononana izay lazainy. DH: "ny teny fampiononako"
|
||
|
|
||
|
# fanamaivanan'ny...alahelonareo
|
||
|
|
||
|
Ny alahelo dia resahina toy ny hoe entana mavesatra. DH: "hanamaivana ny alahelonareo" na "hanampy anareo hahtsiaro maivana alahelo"
|