forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.5 KiB
Markdown
28 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny:
|
|||
|
|
|||
|
Isaky ny andalana dia fampitoviana izay mirakitra fanontaniana fampisaianana roa.
|
|||
|
|
|||
|
# Moa ianao no olona teraka voalohany?
|
|||
|
|
|||
|
Ny valin-teny miafina eto dia "tsia". Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy ianao no olona teraka voalohany"
|
|||
|
|
|||
|
# Moa ve natao nisy talohan'ireo havoana ianao?
|
|||
|
|
|||
|
Ny valin-teny miafina eto dia "tsia". Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy nisy talohan'ny havoana ianao" na "tsy nampisy anao mialohan'ny hampisiany ny havoana Andriamanitra"
|
|||
|
|
|||
|
# Moa ve efa nandre ny fahalalana miafin'Andriamanitra ianao?
|
|||
|
|
|||
|
Ny valin-teny miafina eto dia "tsia". Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy mpbola naheno ny fahalalana miafin'Andriamanitra ianao"
|
|||
|
|
|||
|
# Moa feranao ho amin'ny tenanao ihany ny fahendrena?
|
|||
|
|
|||
|
Io fanontaniana fampisainana io dia manamafy fa tsy afaka mametra ny fahendrena ho amin'ny tenany izy. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy afaka mametra ny fahendrena ho aminao ianao" na "tsy ianao irery no olon-kendry"
|
|||
|
|
|||
|
# Inona no fantatrao izay tsy fantatray?
|
|||
|
|
|||
|
Ny valin-teny miafina eto dia "tsy misy." Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy misy zavatra fantatrao ka tsy fantatray" na "fantatray ihany ny zava-drehatra fantatrao"
|
|||
|
|
|||
|
# Inona no takatrao izay tsy aminay ihany koa?
|
|||
|
|
|||
|
Io dia miresaka ny olona manana fahazavan-tsaina toy ny hoe misy zavatra "ao anatin" izy ireo. DH: "takatray avokoa izay takatrao"
|