plt_tn/job/14/04.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Fampahafantarana aminny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba.
# Iza no afaka mitondra zavatra madio avy amin'ny zavatra maloto?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba handresen-dahatra an'Andriamanitra mba hampiharany izay fantany mahakasika ny zava-maloto amin'i Joba. DH: "Tsy misy mahatondra zavatra madio avy amin'ny zavatra maloto"
# Voafaritra ny andron'ny olona
DH: "mamaritra ny andron'ny olona Ianao" na "manapa-kevitra ny amin'ny halavan'ny fiainan'olona Ianao"
# Ianao no manapaka ny isan'ny volana iainany
Ny isan'ny volan'ny olombelona eo amin'Andriamanitra dia mampiseho ny fandidian'Andriamanitra ny amin'ny isan'ny volana iainan'ny olombelona. "Ianao no mandidy ny isan'ny volana iainany"
# ianao no nanondro ny fetrany izay tsy azony hihoarana
Ny fe-potoana dia mampiseho ny fetran'ny fotoana iainana izay nataon'Andriamanitra hafatesan'ny olona. DH: "efa nanondro ny fotoana izay hafatesany Ianao, ary tsy afaka hiaiana mihoatra izany izy.
# ny mpikarama
ny olona izay karamaina mba hiasa ry mody avy eo.