forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
841 B
Markdown
16 lines
841 B
Markdown
|
# Tsy isalasalana
|
||
|
|
||
|
"azo antoka"
|
||
|
|
||
|
# ianareo no olona
|
||
|
|
||
|
"ianareo no olona manan-danja izay mahalala ny zava-drehetra"
|
||
|
|
||
|
# Tsy hisalasalana fa ianareo no olona; ary ho faty miaraka aminareo ny fahendrena
|
||
|
|
||
|
Maneso ny fomba fihetsik'izy ireo sy ny fomba fanehoany ny tsy mampitombina ny voalazan'izy ireo i Joba. DH: "Olona manan-danja tokoa ianareo ka tsy afaka ny hisy ny fahendrena raha ntsy misy anareo" na "Manao ny tenanareo ho ianareo ihany no olon-kendry ianare ary rehefa maty ianareo dia manjavona ny fahendrena"
|
||
|
|
||
|
# Eny tokoa, iza no tsy mahalala ny zavatra toy izany?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoana ny ny marina izay tokony hazava amin'ny mpihaino azy. Azo adika ho fanambarana ihany koa io. DH: "Eny tokoa, tsy misy tsy mahalala ny zavatra tahaka ireo" na "Eny tokoa, mahafantatra ireo zavatra ireo avokoa ny rehetra"
|