forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
573 B
Markdown
16 lines
573 B
Markdown
|
# navoakanao avy tao am-bohoka
|
||
|
|
||
|
Eto, ny navoaka avy tao am-bohoka dia mampiseho ny fahaterahana ho amin'izao tontolo izao. DH: "namoaka ahy avy tao an-kibon-dreniko" na "nitondra ahy ho amin'izao tontolo izao"
|
||
|
|
||
|
# nanolotra ny fanahiko
|
||
|
|
||
|
Ny fanolorana ny fanahin'ny tena dia mapiseho fahafatesana. DH "maty"
|
||
|
|
||
|
# tsy mba nisy maso nahita ahy
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ny "maso" i Joba mba hanondroany ny oona rehetra. Aleony maty teo am-pahaterahana, mialohan'ny nahitan'olona azy. DH: "mialohan'ny nisy olona nahita ahy" na "mialohan'ny teraka aho"
|
||
|
|
||
|
# ho nentina aho
|
||
|
|
||
|
"Ho nentina ny tenako"
|