plt_tn/job/07/13.md

20 lines
835 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana amin'ny andininy roa voalohany ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba.
# 'Hampionona ahy ny farafarako, ary ny fandriako hampitony ny fitarainako
Ny "farafara" sy ny "fandriana" eto dia sarin-teny enti-milaza ny hoe "matory". Eo am-pitsorana matory ho hanantenan'i Joba fiononana. Ilay sarin-teny ihany koa dia manana toetran'olombelona; mahay mampahery sy mampitony olona.
# mampatahotra ahy ianao
"ianao" dia manondro an'Andriamanitra izay hanaovan'i Joba ny fitarainany.
# fanakendana
mamono olona amin'ny alalan'ny fanerena tenda sy fampitsaharana azy tsy hiaina
# ireto taolako ireto
Mampiasa ny teny hoe "taolana" i Joba eto mba hanondroana ny tenany. DH: "Ity vatako ity"