forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# 4Ho an'ny olona izay efa ho ketraka, ny fahatokiana no tokony hasehon'ny namany
|
||
|
|
||
|
"tokony ho tsara fanahy amin'ny olona mahatsapa tsy misy fanantenana ny namana"
|
||
|
|
||
|
# na dia amin'izay nahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha aza
|
||
|
|
||
|
"na dia mitsahatra manome voninahitra ny Andriamanitra tsitoha aza izy" (UDB) Ireo mety ho heviny dia 1) ny olona tsy matahotra an'Andriamanitra na 2) Tsy matahotra an'Andriamanitra ny namany
|
||
|
|
||
|
# Fa ireo rahalahiko dia nahatoky tamiko tahaka ny ranotrambo any an'efitra
|
||
|
|
||
|
Mamaritra ireo namany ho toy ny renirano kely izay mety ritra tampoka sy tsy azo ianteherana i Joba.
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny lakan-drano izay mandalo fotsiny ihany
|
||
|
|
||
|
"tahaka ny korian-drano izay ritra"
|
||
|
|
||
|
# izay maizina nohon'ny ranomandry ao amin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"izay maizina tahaka ny ranomandry"
|
||
|
|
||
|
# ary tahaka ny oram-panala izay manafina ny tenany ao amin'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
"ary ny oram-panala miafina ao amin'izy ireo" na "manjavona ao amin'izy ireo ny oram-panala"
|
||
|
|
||
|
# rehefa levona izy ireo, dia manjavona
|
||
|
|
||
|
"rehefa mafana ireo, dia manjavona"
|
||
|
|
||
|
# rehefa mafana, dia mitsonika am-pitoerana
|
||
|
|
||
|
"maina ireo rehefa mafana"
|