plt_tn/job/06/07.md

24 lines
880 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba sy ny faniriany ho faty.
# Mandà ny hikasika ireo aho
"ireo" dia manondro ireo sakafo ratsy tsiro. Joba eto dia manohy mampiasa hevitry ny hoe sakafo ratsy mba ho fanoharana ny zava-misy maharikoriko azy
# Eh, enga anie ka ho azoko ny fangatahako; eh, enga anie ka homen'Andriamanitra ahy ny zavatra izay iriko mafy
DH: "Eh, hanao izay efa nangatahiko azy mba hataony anie ny tompo"
# mba ho sitrak'Andriamanitra ny hanorotoro ahy indray mandeha
DH: "tsy hihambahamba anie ny Tompo ary hanorotoro ahy"
# ka haninjtra ny tanany ary hanala ahy amin'ity fiainana ity Izy
DH: "hiasa faingana anie Izy ka hanafohy ny andro iainako"
# haninjitra ny tanany
hiasa faingana