forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fampitoviana ao amin'ny adininy faha 17 ny mpanoratra, mamita hevitra iray amin'ny fampiasana fanambarana samihafa mba hanamafisana ny amin'ny fahadiovan'ny olona eo anatrehan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
# Endrika iray no teo anoloan'ny masoko
|
||
|
|
||
|
"Nisy zavatra teo anoloan'ny masoko," "nahita zavatra aho"
|
||
|
|
||
|
# ary nahare aho
|
||
|
|
||
|
"naheno aho avy eo"
|
||
|
|
||
|
# Afaka ny ho marina kokoa noho Andriamanitra ve ny olona mety maty?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana io i Elifaza mba hiheveran'i Joba hoe: "Mihevitra ny tenako ho marina kokoa noho ny Tompo ve aho?" na "Voamarina teo anatrehan'Andriamanitra ve aho?" DH: "Ny olona mety maty dia tsy ho marina mihoatra an'Andriamanitra" na "Ny olona mety maty dia tsy marina eo anatrehan'Andriamanitra."
|
||
|
|
||
|
# Afaka ny ho madio noho ny Mpamorona azy ve ny olona iray?
|
||
|
|
||
|
Io fanontaniana io dia mitovy tanjona amin'ilay fanontaniana voalohany. DH: "Ny olona dia tsy ho madio mihoatra noh ny Mpamorona azy" na "Ny olona dia tsy madio eo anatrehan'ny Mpamorona azy."
|
||
|
|
||
|
# Mpamorona
|
||
|
|
||
|
"Mpahary"
|