plt_tn/jer/44/22.md

16 lines
384 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy zakany intsony izany
"tsy nahatanty izany intsony"
# tsy hisian'ny mponina tahaka izao andro anio izao intsony
DH: "tsy hisy olona hiaina toy ny andro androany intsony any."
# nandoro ditin-kazo manitra
DH: "nandoro sorona tamin'ny andriamanitra sandoka"
# tsy nihaino ny feony ... ianareo
Eto ny "feo" dia manondro ny didin'i Yaveh. DH: "tsy nankatò ny didiny ianareo"