plt_tn/jer/22/22.md

12 lines
392 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hiandry ireo mpiandry ondrinao rehetra ny rivotra
DH: "Ho esorina ireo ireo mpitarikareo"
# Ianao izay monina any 'Libanona,' izay manorina akany amin' ny sedera
DH: "lapa vita amin'ny sedera avy any Libanona"
# endrey hamindrana fo aminao rehefa tonga aminao ny fanaintainan'ny asa, fanaintainana izay tahaka ny an'ny vehivavy miteraka
DH: "hamindrana fo ianao noho ireo fanaintaina"