plt_tn/gen/44/01.md

24 lines
735 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka tranga vaovao ao amin'ny tantara izany. Azo antoka tokoa fa ny ampitson'ny nanaovana ny fety izany.
# tompon'andraikitra mpampandroso ao an-trano
Ny "tompon'andraikitra mpampandroso" dia tompon'andraikitra izay misahana ny asa rehetra atao ao an-tokantranon'i Josefa.
# ny volan'ireo lehilahy rehetra
Ny volan'izy ireo dia vola volafotsy boribory kely izay azo antoka fa ao anaty kitapo kely.
# ao amin'ny vava kitapony
"ao anaty lasakany"
# ny kapoakako, ilay kapoaka volafotsy
"ataovy ao ilay kapoaka volafotsiko"
# ao amin'ny vava kitapon'ny zandriny indrindra
Ny teny hoe "rahalahy" dia azo avy hatrany. DH: "ao anatin'ny lasakan'i zandriny indrindra amin'ireo rahalahy"