plt_tn/gen/29/26.md

12 lines
325 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy fombanay ny manome
''amin'ny fianakavianay dia tsy manome''
# Tanteraho volantantelin'ity zanaka vavy ity
''vitao ny fankalazana ny erinandrom-panambadian'i Lea''
# dia homenay anao koa ny anankiray
Afaka ataonao mazava ny tena hevitr'izany. DH: "ary amin'ny erinandro ho avy dia homenay anao ihany koa i Rahely''