forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
678 B
Markdown
24 lines
678 B
Markdown
|
# Noho izany dia ringana avokoa ireo zava-manan'aina rehetra
|
||
|
|
||
|
Raha ilaina, dia afaka atao izany hoe: DH: "Noho izany ny zava-manan'aina rehetra ... dia levona" na "Nandringana tanteraka ny zava-manan'aina rehetra ny safo-drano"
|
||
|
|
||
|
# Ringana avokoa izy rehetra
|
||
|
|
||
|
Azo atao izany hoe: DH: " Naringan'Andriamanitra avokoa izy rehetra"
|
||
|
|
||
|
# avy amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
"koa dia tsy tety an-tany intsony izy ireny"
|
||
|
|
||
|
# sy ireo izay niaraka taminy
|
||
|
|
||
|
"sy ny olona ary ny biby izay niaraka taminy"
|
||
|
|
||
|
# no tavela
|
||
|
|
||
|
"sisa tavela" na "velona" na "sisa velona" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Nanenika ny tany ny rano
|
||
|
|
||
|
"Ny rano lalaina no nandrakotra ny tany manontolo" na "Nijanona ho safo-drano be teo amin'ny tany ny rano" (UDB)
|