plt_tn/eph/03/08.md

20 lines
771 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# olo-masin'Andriamanitra
''ireo izay natokan'Andriamanitra ho an'ny tenany''
# saro-katsahina
tsy afaka fantarina tanteraka
# haren'i kristy
Paoly miresaka ny marina momban'i Kristy sy ireo fitahiana izay entiny toy ny hoe harena ara-nofo ireo.
# hitondrako fanazavana amin'ny olon-drehetra ny fandaharan'Andriamanitra
Ny fitondrana fanazavana amin'ny olona dia maneho ny fampianarana azy ireo. DH: ''mampisy hazavana amin'ny fandaharana miafin' Andriamanitra mba ho fantatry ny olona izany'' na ''mampianatra ny olon-drehetra ny fandaharan' Andriamanitra''
# Io fandaharana io dia nafenin'Andriamanitra, ilay nahary ny zavatra rehetra
''Andriamanitra, izay nahary ny zavatra rehetra, dia nanafina io fandaharana io nandritry ny vanim-potoana lava tany aloha''