forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
958 B
Markdown
36 lines
958 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Eto no manomboka ny fanenjehana vaovao, voalohany ny fahafatesan'i Jakôma ary avy eo ny fanagadrana an'i Petera ary avy eo nafahana
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantatrana amin'ny ankapbeny
|
||
|
|
||
|
Izany no fanazavana momba ny namonon'i Heroda an'i Jakoba.
|
||
|
|
||
|
# Ary
|
||
|
|
||
|
Manomboka ampahany vaovao amin'ity tantara izany.
|
||
|
|
||
|
# tamin'izany andro izany
|
||
|
|
||
|
Izany dia manondro ny fotoan'ny mosary.
|
||
|
|
||
|
# nisambotra
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa i Heroda dia nisambotra ireo mpino. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 5:17. AT: "nandefa miaramila hisambotra"
|
||
|
|
||
|
# sasany izay an'ny fiangonana
|
||
|
|
||
|
I Jakôba sy i Petera ihany no voatondro, izay midika ireo no mpitarika ny fiangonana tao Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# mba hahafahany mampijaly azy ireo
|
||
|
|
||
|
"mba hampijaliana ireo mpino"
|
||
|
|
||
|
# Novonoiny tamin'ny sabatra Jakoba rahalahin'i Jaona
|
||
|
|
||
|
Izany dia mitantara ny fomba namonoana i James.
|
||
|
|
||
|
# Novonoiny
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa "novonoina i Heroda mpanjaka" na "i Heroda mpanjaka dia nanome baiko hamono".
|