plt_tn/act/02/40.md

32 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ifoto-kevitra
Ity no mamarana ny tantara izay nitranga tamin'ny andron'ny Pentekosta. Ny andininy faha 42 dia manokatra fizarana izay manazava ny fomba fiainan'ireo mpino taorian'ny Pentekosta.
# nijoroany ho vavolombelona sy nandrisihany azy ireo
"Izy dia niteny sy nangataka tamin-pahamatorana azy ireo." Eto ny teny "nijoro vavolombelona" sy "nandrisika" dia mitovy ny hevitra tiany ambara ary manamafy izay nandrisihan'i Petera azy ireo mafy ny amin'ny hamaliana izay noteniny. DH: "Izy dia nandrisika mafy azy ireo"
# Vonjeo ny tenanao amin'ity taranaka ratsy fanahy ity
Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanasazy "ity taranaka ratsy fanahy ity." DH: "Vonjeo ny tenananareo amin'ny fanasaziana izay hijalian'ireo olon-dratsy"
# izy ireo nandray ny teniny
Eto ny teny "nandray"dia midika fa nanaiky izay nolazain'i Petera fa marina izy ireo. DH: "Nino izay nolazain'i Petera izy ireo.
# natao batisa
Azo hadika hoe: "nataon'ny olona Batisa izy ireo"
# tokony fanahin'olona teo amin'ny telo arivo teo ho eo no nampiana tamin'io andro io
Azo hadika koa hoe: "nanodidina ny telo arivo fanahy no nanomjy ireo mpino tamin'izany andro izany"
# nanodidina ny telo arivo fanahy
eto ny teny "fanahy" dia manambara ireo olona. DH: "nanodidina ny telo arivo olona"
# ny fanampahana ny mofo
Izany dia midika fa nifampizara sakafo ary nisakafo niaraka izy ireo.