forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
893 B
Markdown
20 lines
893 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Noho ny fitiavan'i Kristy sy ny fahafatesany, dia tsy tsaraina araka ny fomban'ny olombelona isika. Voatendry hampianatra ny hafa ny amin'ny fomba firaisana sy hihavanana amin'Adriamanitra amin'ny alalan'ny fahafatesan'i Kristy, sy ny handraisana ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ny alalan'i Kristy isika.
|
||
|
|
||
|
# Noho izany antony izany
|
||
|
|
||
|
Izany dia milaza an'izay efa nolazain'i Paoly momba ny fiainana ho an'i Kristy fa tsy ho an'ny tena.
|
||
|
|
||
|
# dia olom-baovao izy
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe namorona olom-baovao Andriamanitra raha miresaka ny amin'ny olona mino an'i Kristy izy.
|
||
|
|
||
|
# Efa lasa ireo zavatra taloha
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe " ireo zavatra taloha" dia entina ilazana ireo toetran'ny olona iray talohan'ny ninoany an'i Kirsty.
|
||
|
|
||
|
# Indreo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "indreo" dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny fampahafantarana mahatalanjona izay manaraka.
|