plt_tn/zep/03/06.md

4 lines
322 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa namotika firenena Aho; rava ireo fiarovana mafin'izy ireo. Noravaiko ireo lalany, mba tsy hisy na iza na iza handalo eo amin'izy ireo. Fongana ireo tanànany ka tsy misy olona monina ao amin'izy ireo
Manambara hevitra roa mitovy amin'ny fiteny samihafa i Yaveh raha manasongadina ny faharavan'ny tanàna tanteraka.