plt_tn/tit/01/04.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Zanaka marina
Na dia tsy zanaka naterak'i Paoly aza i Titosy, dia samy niombona finoana amin'i Kristy izy ireo. Noho izany, ao amin'i Kristy, i Paoly dia nandray an'i Titosy ho toy ny zanany. DH: "toy ny zanako ianao."
# Finoana hiombonantsika
Paoly dia nanambara finoana mitovy izay hiombonan'izy ireo ao amin'i Kristy. DH: "ny fampianarana iraisana izay inoantsika roa."
# Fahasoavana sy fiadanana
Izany dia fiarahabana iraisana izay nampiasain'i Paoly. DH: "enga anie ianao hiaina hatsaram-panahy sy fiadanana anaty."
# Jesosy Kristy Mpamonjy antsika
"Jesosy Kristy izay mpamonjy antsika."
# Noho izao antony izao
"Izany no antony."
# Namelako anao tany Kreta
"Nasaiko nijanona tao Kreta ianao."
# Mba handaminanao ireo zavatra mbola tsy vita
"Mba ahafahanao mamita ny fandaminana ireo zavatra tokony atao."
# Hanendry loholona
"hanendry loholona" na "manondro loholona."
# Loholona
Tao amin'ny fiangonana Kristiana voalohany, ny loholona Kristiana dia nanome fitarihana ara-panahy ho an'ny fiombonan'ireo mpino.